- Alarobia 26 Oktobra 2022
Politique.Tsy tazana intsony Sosotra amin’ny Fitondrana i Tinoka Roberto ?
Somary mahagaga ihany ny tsy fahitana ny Minisitry ny fanatanjahantena Atoa Tinoka Roberto tato ho ato, eny fa efa hatrany amin’ny volana aogositra na talohan’izay aza. Tamin’ny lalao famaranan’ny Afrobasket U18 sokajy lehilahy tetsy Mahamasina ny 14 aogositra teo no tena nahitana azy tamina lanonana ara-panatanjahantena.
Hamaky ny tohiny
