Politique

Jean Razafindambo “Firenena faran’izay ratsy tantana I Madagasikara”


  • Alatsinainy 28 Novambra 2022

Ho an’ireo izay tsy mijanona manototra fanontaniana ho ahy, hoy ny mpanao gazety teo aloha no sady mpanoratra ny tantara foronina mitondra ny lohateny hoe “L’Absudirstan ?

Ici l’Enfer 261!”, Jean Razafindambo, dia tsy vahiny amiko ny mirehareha amin’ny firazanako sy maha malagasy ahy aty Canada. Mahatsiaro tena ho milamina aho miaina aty Canada ary manaja ny maha izaho ahy ny olona aty. Tiako I Madagasikara, izay fireneko, na dia tsy tiako aza ny fomba fitantanana ao. Firenena tena kanto saingy faran’izay ratsy tantana I Madagasikara, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT