• Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Doris Rakoto Samuel “Nigadra iny Malama, firy izay ireo fanafihan-dahalo ?”

Nigadra iny Mahery Lanto Manandafy, hoy ny vadin’ity mpampaneno lakolosy anaty tambazotran-tserasera ity, Doris Rakoto Samuel, ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Harivola Raharinosy “Tapero ny fotoam-piasana dia aza milatsaka intsony!”

Nanao taratasy misokatra ho an'ny filohan'ny repoblika omaly ny mpanao politika sady mpandraharaha, Harivola Raharinosy. Andriamatoa Filoha hajaina, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Oktobra 2022
Politique.Politikam-pitantanana firenena Miaiky ankolaka fa nety ny an-dRavalo sy Rajao

Natao maty henjika i Hery Rajaonarimampianina raha nametraka ny vinany hoe: "Fisandratana 2030", tonga hatramin'ny vatam-paty teny amin'ny Kianjan'ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Politique.Fanolorana ofisialy ny PEM Niova ho fihaonambe momba ny fampiasam-bola…

araka ny fanamafisan’ny Fanjakana tamin’ny alalan’ny Fiadidian’ny Repoblika. Nambara fa fihaonana lehibe hampivondronana ireo mpisehatra avy amin’ny fanjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Politique.Antoko politika AMEMAD “Tsy ekenay ny fikasana hanao “ni…ni””

Antoko mpanohitra mijoro ho arofanin’ny fitondram-panjakana ny AMEMAD na Antoko mendrika eto Madagasikara, hoy ny filohany, Liva Razafitsiferana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Oktobra 2022
Politique.Feno Harison “Tsy azo antoka ny ho tohin’ny raharaha”

4 taona lasa, hoy ny mpanao politika, Feno Harison, noheverina fa ity ekipa voalohany ity no ho afaka hitondra ho any amin'ny "fandresena"

Hamaky ny tohiny
FTT