Politique

Alain Andriamiseza “Rehefa mitarika fanorenana ifotony dia namanay”


  • Alakamisy 24 Novambra 2022

Hiroso amin’ny fikaonandoham-pirenena izahay na iza vonona na iza tsy vonona, hoy ny mpanao politika, Alain Andriamiseza. Na iza hanao na iza tsy hanao, hoy izy.

Mangataka ny fandraisana anjaran’ireo raiamandreny am-panahy, ara-drazana, mpanabe ary indrindra ireo avara-pianarana. Tsy manosi-boho tanana ny fitondram-panjakana izahay fa dia manao antsoavo toy ny atao amin’ny olona rehetra. Tonga izy arahaba soa. Tsy tonga izy dia tohizantsika amin’ny fanohizana azy ny fanorenana ifotony. Ho aminay ao amin’ny RMDM dia ny fanorenana ifotony no zava-dehibe ka rehefa misy mitarika mankany dia namanay, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT