Politique

FEDEP Madagascar Mitaky ny amoahana ireo gadra politika


  • Alatsinainy 05 Desambra 2022

Amin'izao akatoky ny faran'ny taona izao,ny FEDEP Madagascar na “Fédération des ex-détenus et victimes politiques de Madagascar”,

izany hoe ny federasionin’ireo efa avy gadra sy lasibatry ny politika teto, dia mitaky ny hamoahana ireo gadra politika rehetra mbola any am-ponja. Samy nanao fahadisoana sy nandika lalàna avokoa na ianareo mpitondra firenena ankehitriny aza saingy misy ny mizana tsindrianila eto, hoy ny gadra politika teo aloha, Henry Rakotomalala na Riribe. Fotoana izao, hoy izy, tokony hamitranana fihavanana. Mbola tsy tara. Tsy ho eo amin’ny fitondrana mandrakizay ianareo. Tadidio! Sa ve tsy miasa saina amin’izany satria mbola misy an-dafy handosirana rahampitso. Mahaiza maka lesona tompoko, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT