Politique

Eliace Ralaiarimanana “Misy mafia mahery vaika eto Madagasikara”


  • Alakamisy 01 Desambra 2022

Izao tontolo izao miady mafy ny handrombaka an'ity 5kg ity, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana,

mantsy ny amboara erantanin’ny baolina kitra, kanefa ny antsika eto Madagasikara 73,5kg naterina bôjo tany Afrika atsimo. Ny tany Kaomoro, hoy izy, nanjavona sy tsy nisy tohiny dia ireo bandy gasy no navotana tany fa ny volamena “Good bye”, hoy ny teny anglisy. Ny tany Seychelles mbola hafa koa sy ny maro hafa. Ny lazaina ho diovina tany Soisa moa tsy hita ho lazaina intsony! Misy mafia mahery vaika eto Madagasikara. Mpambotry firenena sy mpampijaly vahoaka no sady tsy mahazaka ny fahefana, tsy mampiasa izany ho amin'ny aran-dalàna fa ampiasaina hanaovany herim-pamoretana na fanagadrana, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT