Politique

Depioten’ny Faritanin’i Toliara Nitsipaka ny fitsipaham-pitokisana


  • Alakamisy 08 Desambra 2022

Nisy omaly ny fanambarana nataon’ireo depiote lany tao anatin’ny faritanin’I Toliara, izay nilaza fa tsy mankasitraka ny fitsipaham-pitokisana ny governemanta.

Manamafy ny fanohanana tsy misy fepetra ny Filoham-pirenena, saro-piaro amin’ny fahamarinan-toeran’ny fitondram-panjakana mba hitovizan’ny fampandrosoana izay efa miparitaka any amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy. Mampiseho firaisan-kiana ka mitsipaka marin-drano ny fitsipaham-pitokisana na “motion de censure””, hoy ny fanambarana nosoniavin’ny Depiote Jean Michel Henri. Raha ny tao anatin’ilay taratasy maneho ny fangatahana fitsipaham-pitokisana nosoniavin’ny depiote miisa 105 anefa, isan’ny voaresaka ho an’ny lafiny sosialy ny fihitaran’ny tsy fahampian-tsakafo na kere amin’ny faritra maro vokatry ny tsy fahombiazana ara-pitantanana (Atsimo Andrefana, Vatovavy Fitovinany, Androy, Anosy, Atsimo Atsinanana). Misy amin’ireo depiote avy any Atsimo nanao fanambarana ihany koa anefa no tsikaritra fa efa nanao sonia tamin’ilay fitsipaham-pitokisana, toy ny depiote Idealson, Masy Goulamaly,…
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politika
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Notendrena ho mpanolo-tsain’ny

  • Razafindrandriatsimaniry Dieudonné Marie Michel
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Fametrahana aty ifotony ny fitsinjarana

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

Hijery ny tohiny
FTT