Politique

Antoko politika VAMI “Miiba ny zava-bitan’ity fitondrana ity”


  • Alarobia 21 Desambra 2022

Miiba ny zava-bitan’ity fitondrana ity, raha tombanana ny nataony tamin’ity taona ity, hoy ny antoko politika Vahoaka miray na VAMI, satria miha mahantra andro aman’alina ny vahoaka.

Mitsangana eran’ny tanana ny fotodrafitr’asa saingy tsy mandeha araka ny tokony ho izy intsony, hoy ny sekretera jeneralin’izy ireo, Gaby Vakiniadiana. Ny Flyover lazaina fa atao, ny bus miisa 1000 lazaina ho tonga, ny lala-migodana lazaina ho atao nefa inona no misy? Na ny manampina ny kilavadavaka eto Antananarivo aza tsy vita. Izany no antony nanambaran’ny RMDM omaly hoe andao hiresaka satria raha firenena no tsy hifampiresahana dia tsy firenena izany. Sahala amin’ny tokantrano io. Fifampiresahana no mampandeha ny tokantrano, hoy hatrany ny VAMI.
J. Mirija
Legende: Gaby Vakiniadiana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT