• Alakamisy 01 Desambra 2022
Politique.Fikaonandoham-pirenena Mahatsiaro ho voahilika ny mpandalina nentim-paharazana

Niady hevitra mikasika ny atao hoe politika izahay sy ny mpanao politika iray izay tamin’ny fotoan’androny nisiana fiantsoana ny olompirenena rehetra hanao fikaonandoham-pirenena toy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.Fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana 5 071 688 manome 37,31% no voasoratra hatreto

Nisy omaly Atrik’asa sy tomban’ezaka notarihin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI, fihaonana nanasana ireo Antoko politika, firaisamonim-pirenena, sendika…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.Jeneraly Tsaranazy Jean Emile “Mangataka vola foana no tsikaritra amin’ny filoham-pirenena”

Ny tsikaritry ny be sy ny maro dia rehefa miteny amin’ny anaran’ny vahoaka malagasy ny filohan’ny repoblika, hoy ny minisitry ny asa vaventy teo aloha sady mpanao politika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.Fikaonandoham-pirenena Tsy handray anjara ny Arema raha tsy avadika ho lalàna

Neken’ny filoha Ratsiraka tamin’ny fotoan’androny ny hanaovana fikaonandoham-pirenena, hoy ny minisitra tamin’ny fotoan’androny sady mpanao politika, ny jeneraly Tsaranazy Jean Emile.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.Minisitry ny atitany “Ny tena omanintsika dia ny fifidianana filoha”

Samy mbola mametra-panontaniana ny mpikatroka sy ny antoko politika samihafa hoe: inona no fifidianana omanina sy atao voalohany amin’ny 2023?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.Manamafy ny ahiahin’ny mpanohitra Rakotovao “Izay soso-kevitra arosonay tsy raisin’ny CENI”

Voalaza moa fa 37,31% amin’ny tanjon’ny isan’ny mpifidy hotratrarina no tratra hatreto, kanefa telo volana niainga ny 01 oktobra ny fanaozana manontolo ny lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT