• Alarobia 14 Desambra 2022
Politique.Mikorontana ireo andrim-panjakana Misavorovoro ny ekipa, sahirana i Rajoelina

Mihalalina ny krizin’andrim-panjakana sy ny krizy politika, ankoatra ny tsy fahafehezan’ny Fanjakana ankehitriny ny lafiny toekarena, ny krizy ara-bola, ny olana sosialy,….

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Politique.Andrefan’Ambohijanahary Hanomboka anio ny fikaonandoham-pirenen’ny HIFFIM

Ho sokafana amin’ny fomba ofisialy anio etsy amin’ny Mon gouter Andrefan’Ambohijanahary ny fikaonandoham-pirenena hitadiavana vahaolana manoloana ny zava-misy eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Politique.Ben’ny tanànan’Alasora Nitondra voandalana maro avy any ivelany

Tonga soamantsara eto an-tanindrazana Randriantsoa Jimmy Ben’ny tanànan’Alasora rehefa nivahiny tany La Frantsa nandritra ny andro maromaro nikatsaka izay mahasoa ireo vahoaka eo ambany fiadidiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Politique.Antenimierampirenena Mitohy ampamoaka, mitombo ny ady an-trano

Mitohy ny karazana fifamelezana ao amin’ny Antenimierampirenena taorian’ny fitsipaham-pitokisana nitsefotra. Toa tsy voalamina ao anatiny intsony, fa tena mifanasa vangy sy mifanao ampamoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Antenimierampirenena Mahatratra 176 tapitrisa Ar ny soliky ny Kestora I fotsiny

Raikitra ny ampamoaka momba ny fitantanana ara-bola ao amin’ny Antenimierampirenena. Nanaitra ny karazana ampamoaka nataon’ny Depioten’Ambovombe Atoa Milavonjy Philobert momba ny fitantanam-bola tsy mazava,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Politique.Fisorohana sy fitantanana krizy Nisokatra ny atrikasa ho an’ireo vehivavy

Nisokatra omaly tetsy amin’ny Novotel Ivandry ny atrikasa fanamafisana ny fahaizan’ireo vehivavy parlemantera, avy amin’ny fiarahamonim-pirenena,

Hamaky ny tohiny
FTT