- Zoma 10 Martsa 2023
Politique.Fitantanan-dRajoelina 2019-2023 Iza no sahy miteny fa nandroso i Madagasikara ?
Rehefa mandinika ny fitantanan’izao fitondran’ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, izao dia tsy hay ny tsy ho lasa saina sy ho latsa-bava hoe sahy izay miteny fa nandroso i Madagasikara tato anatin’izay 4 taona izay.
Hamaky ny tohiny
