• Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Nanatitrantitra Ravalomanana “Hamaritra ny ho avin’ny firenena io fifidianana io”

Nidina ifotony tany amin’ny Distrikan’Andramasina ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.VEHIVAVY TIM AO TALATAMATY Vonona handray anjara amin’ny fampandrosoana

Vonona handray anjara amin’ny fampandrosoana ny tananany sy ny firenena iray manontolo ireo vehivavy Tiako I Madagasikara ao anatin’ny kaominina Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Akaiky ny fifidianana Mamoron-dia etsy sy eroa ny Filoha

Rehefa jerena ny antony dia toa tsy dia misy maha samihafa loatra amin’ny anton-dian’ny praiminisitra Ntsay Christian

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Marcel Razafimahatratra - MFM “Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ireo kandida”

Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ny olona te hilatsaka ho fidiana isan'ambaratongany avy, hoy ny mpanao politika, mpikarotra MFM, Marcel Razafimahatratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Nampiaka-peo I Siteny “Ampy izay ny famotehana firenena!”

Mihazakazaka ny fitetezam-paritra ataon’ny Depiote Siteny Randrianasoloniaiko ao anatin’ilay “Mihava Tour”, ka taorian’i Vohémar, Ikongo, Manakara, Nosy Be,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Martsa 2023
Politique.Politika sy sosialy Mbola ho voavidin’ny kizarazara ve isika?

Na efa nidina ifotony tany Toliara aza ny Praiminisitra Lehiben’ny governemanta niaraka tamin’ny minisitra vitsivitsy ny alarobia 8 martsa,

Hamaky ny tohiny
FTT