- Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Tsy fidirana amin’ny antokon’ny fitondrana
Mihorohoro ny mpiasam-panjakana sasany
Hamaky ny tohinyMihorohoro ny mpiasam-panjakana sasany
Hamaky ny tohinyMila tanterahana ny fifidianana lalàmpanorenana, hoy ny antoko politika Fanare. Tsy fitsapan-kevi-bahoaka io, hoy ny filohan’izy ireo, Andrianasolo Ravelonanosy Solomon Clovis,
Hamaky ny tohinyTamin’ny taona 2008 dia teo amin’ny 1284 Ar ny sandan’ny euro iray, nanomboka niakatra tany amin’ny 1674Ar ny taona 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana,
Hamaky ny tohinyHihazakazaka amin’izay ny raharaham-pirenena, indrindra, ny lafiny politika, hoy ny antoko politika Fiombonana,
Hamaky ny tohinyMitana ny saina ny mikasika ny orinasa Base Toliara, izay miheritreritra hitrandraka fasimainty any amin’ny faritra atsimo andrefana, hoy ny filoha lefitry ny fikambanana Masikoro Arivolahy na FIMA, Elia Rabevahiny.
Hamaky ny tohinyNikatona vonjimaika omaly 10 aprily ny lisi-pifidianana. 9 623 662 ny mpifidy voasoratra anarana ara-dalàna hatreto taorian’ny fanadiovana ny lisitra, araka ny tatitry ny CENI omaly 11 aprily 2023.
Hamaky ny tohiny