- Alarobia 22 Martsa 2023
Politique.Fanjakana kely ao Toamasina Refesin’ny Prefe ny fitsarana sy ny governemanta
Namoaka didy manome baiko ny vadintany rehetra ny Prefen’I Toamasina Atoa Ambinitsoa Jean José ny 09 martsa teo,
Hamaky ny tohinyNamoaka didy manome baiko ny vadintany rehetra ny Prefen’I Toamasina Atoa Ambinitsoa Jean José ny 09 martsa teo,
Hamaky ny tohinyMiharihary ny sary politika, fa miha malemy sy miha marefo ny fitondrana Rajoelina sy ny antokony. Mihakely ny herijika ho an’ny fifidianana 2023.
Hamaky ny tohinyMbola sarotsarotra ny hivoahan’ny marimaritra iraisana mikasika ny fanatanterahana ny fifidianana, raha ny sary nipoitra omaly tetsy amin’ny CENI Alarobia.
Hamaky ny tohinyMivaona tanteraka amin’ilay hevitra fonosiny hatrany am-piandohana ilay “politika” dia ny tetika sy lamina hoenti-mitantana sy mampandroso fiarahamonina sy firenena.
Hamaky ny tohinyMialohan’ny famaranana vonjimaika ny lisitry ny mpifidy ny 10 aprily ho avy izao, manatanteraka fitiliana ny lisitry ny mpifidy na “audit du fichier électoral”
Hamaky ny tohinyHandeha indray ny propagandy dia samy hilaza tena ho zavatra sy hizara vina ny kandida, saingy tsy ho vitan’olon-tokana ny fampandrosoana. Nahoana I Madagasikara no tsy mety mandroso? Tsy ny firenena no tsy mety mandroso fa ny finiavana no tsy ampy na tsy misy, ny fitiavan-tena no betsaka,…
Hamaky ny tohiny