- Alatsinainy 20 Martsa 2023
Politique.Famoriam-bahoaka teny Itaosy Nanomboka namaky barazy ny TIM
Tahaka ny mahazatra, nosakanana indray ny hetsiky ny TIM ny sabotsy lasa teo teny Beravina Itaosy. Rakotra mpitandro filaminana ny toerana nifanaovan’ireo mpitarika sy ny vahoaka fotoana.
Hamaky ny tohiny
