- Alarobia 31 Mey 2023
Politique.Fitarihana olona eny amin’ny 13 mey anio Nilaza tsy hihemotra i Doris R, andrasana izay hiseho
Nanamafy fa mitazona ny teniny sy ny fanapahan-keviny hitarika vahoaka hidina an-dalambe etsy Analakely anio 31 mey amin’ny 10 ora maraina Rtoa Doris Rakoto Samuel vadin’i Mahery Lanto Manandafy.
Hamaky ny tohiny
