• Zoma 02 Jona 2023
Politique.5 volana mialohan’ny fifidianana Miha mangotraka ny tontolo politika

Mihazakazaka ny toe-draharaha politika, ary hita ho miha mangotraka amin’izao 5 volana mialohan’ny fifidianana izao. Mandeha ny adihevitra samihafa toy ny firesahana sy adihevitra ambony latabatra hametrahhana ny fitsipi-pitondran-tena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
Politique.Etazonia Manohana ara-toekarena, miandrandra fifidianana madio

Nankalazaina omaly 01 jona 2023 ny fankalazana ny faha-247 taonana nanambarana ny fahaleovantenan’i Etazonia

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
Politique.Antoko politika Matsilo «Na ny fitondrana aza mahita fa tsy amin’ny izy ny fitantanany»

Madagasikara an’ny malagasy no fantatray, hoy ny antoko politika Matsilo. Na ny fitondrana ankehitriny aza, hoy ny filohan’izy ireo, Joseph Yoland,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
Politique.Jerry Rakotoarijaona «Samy hafa ny fihetsiketseham-bahoaka sy tolom-bahoaka»

Sarotra raha amin’izao ny hahatarika olona hidina an-dalambe, hoy ny mpamakafaka raharaham-pirenena, Jerry Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
Politique.Antoko politika Natiora «Lojika raha tsy misy fitoniana politika eto»

Lalaovin’ireo mpamatsy vola mahazatra isika, hoy ny antoko politika Natiora. Averiko ihany, hoy ny filohan’izy ireo, Mihari-Ni-Rencho,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jona 2023
Politique.Fitsipi-pitondran-tena sy fifidianana Hanaja ny fifanekena ve ny rehetra ?

Raikitra nanomboka omaly 31 mey 2023 ilay fifampidinihana voalaza fa tohanan’ny Vondrona Eoropeanina, nanasan’ny FES (Friedrich Ebert Stiftung) sy ny firaisamonim-pirenena samihafa ireo Antoko politika miisa 10 dia ny TIM, HVM, MMM, RDS, MTS, LEADER FANILO, AVI, AREMA, TGV, IRD.

Hamaky ny tohiny
FTT