- Alarobia 26 Aprily 2023
Politique.Kaominina Alakamisy Fenoarivo feno 20 taona
Nampahomby ny fampandrosoana ny tetibola ifarimbonana”
Hamaky ny tohinyNampahomby ny fampandrosoana ny tetibola ifarimbonana”
Hamaky ny tohinyNivoaka ny takarivan’ny omaly 25 aprily 2023 ny didim-pitsarana an-dRtoa Eliane Bezara na Ninie Donia no ahafahantaran’ny rehetra azy eo amin’ny sehatry ny mozika salegy sy ny tontolo politika.
Hamaky ny tohinyMiteraka adihevitra sy ahiahy ara-politika momba ny fifidianana amin’izao fotoana izao ny resaka fitomboan’ny isan’ny fokontany izay voalaza fa an’arivony any Toliara,
Hamaky ny tohinyNy anjara birikin’ny antoko politika Ny Fireneko hatreto dia ny mametraka ny adihevitra politikam-pampandrosoana eto amin’ny firenena, hoy ny filohany, Paul Rabary.
Hamaky ny tohinyMbola hisy harena an-kibon’ny tany na «mines» hiveloman'ny taranaka ho avy ve, hoy ny mpanao politika, mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra?
Hamaky ny tohinyMbola baraingo amin’ny rehetra ny tetiandro mazava hanantanterahana ny fifidianana hatreto.
Hamaky ny tohiny