Politique

Marcel Razafimahatratra «Tsy azo ekena ny hamatorana mialoha ny mpanohitra»


  • Talata 06 Jona 2023

Tena tokony misy tokoa ny "Code de bonne conduite" na sata ho an’ny fitondran-tena tsara ho an’ireo mpanao

politika saingy tokony sady ho voakasik'izany na mpitondra na mpanohitra, hoy ny mpanao politika, mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra. Tsy azo ekena ny amatorana mialoha ny mpanohitra "tsy maintsy hanaiky ny voka-pifidianana", hoy izy, kanefa "ny mpitondra tsy fatorana hametraka lisi-pifidianana madio sy lalàm-pifidianana nohavaozina". Miangatra izany ka tsy azo ekena. Tsy fifidianana fehy fifidianana no vahaolana eto amin'izao, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT