Politique

Fiainana mialohan’ny fifidianana Nanomboka omaly ny tantara «Tsindry paingotra»


  • Talata 06 Jona 2023

Tsindry paingotra! Izay indray no lohatenin’ny andian-tantara mitohy arahinao ao amin’ny onjapeo Top Radio FM 102.8 nanomboka omaly alatsinainy 5 jona 2023.

Tantara milaza momba ny fiainana iainana mialohan'ny fifidianana, ny fizarana fanomezana etsy sy eroa hanambatambazana olona, fandraisana olona miisa 4000 hitandro ny filaminana mandritry ny 2 taona, santionan’ireo votoatin-dresaka sy tranga hifamezivezy ao anatin’ity tantara anaty onjapeo ity izany, raha ny fanazavana. Arahinao isaky ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma amin'ny 6 ora sy 15minitra hariva izany. Hisy famerenana kosa ny sabotsy amin'ny 8 ora sy 5 minitra alina. Manda Aloka Fanahy moa no nanoratra ity tantara ity ary miangaly izany kosa ry Nirina, Louise, Fandresena, Ndriatiana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT