Politique

Miary Rasolofoarijaona «Mila mifoha isika Malagasy»


  • Alatsinainy 03 Jolay 2023

Mila mifoha isika Malagasy, hoy ny sekretera jeneralin’ny Holafitry ny mpanao gazety Malagasy teo aloha, Miary Rasolofoarijaona.

Mila tonga saina isika, hoy izy. Mila miha olon-dehibe ara-tsaina isika ka mba olona vonona hanaja sy hampanaja ny lalàna velona hifampifehezan'ny fiarahamonina no tokony mba ho fidiantsika ho tomponandraikitra eto amin'ny firenena. Tsy «T-shirt» kely, tsy vary iray kapoaka kely no hanampenana ny maso fa mba hampiasa ny saintsika hijery lavitra, hoy hatrany ny tenany naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny politika eto Madagasikara.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT