• Alarobia 26 Aprily 2023
Politique.Ninie Donia Nohelohina higadra 18 volana an-tranomaizina

Nivoaka ny takarivan’ny omaly 25 aprily 2023 ny didim-pitsarana an-dRtoa Eliane Bezara na Ninie Donia no ahafahantaran’ny rehetra azy eo amin’ny sehatry ny mozika salegy sy ny tontolo politika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Politique.Ahiahy goavana ara-pifidianana Misy faritany namoronana fokontany matoatoa an’arivony?

Miteraka adihevitra sy ahiahy ara-politika momba ny fifidianana amin’izao fotoana izao ny resaka fitomboan’ny isan’ny fokontany izay voalaza fa an’arivony any Toliara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Politique.Antoko politika Ny Fireneko «Apetraho ny rafitra faritany mizaka tena!»

Ny anjara birikin’ny antoko politika Ny Fireneko hatreto dia ny mametraka ny adihevitra politikam-pampandrosoana eto amin’ny firenena, hoy ny filohany, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2023
Politique.Marcel Razafimahatratra «Mbola hisy harena an-kibon’ny tany hiveloman'ny taranaka ve?»

Mbola hisy harena an-kibon’ny tany na «mines» hiveloman'ny taranaka ho avy ve, hoy ny mpanao politika, mpikatroka MFM, Marcel Razafimahatratra?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2023
Politique.Toe-draharaha politika Ahemotra ny fifidianana, ho tetezamita indray ?

Mbola baraingo amin’ny rehetra ny tetiandro mazava hanantanterahana ny fifidianana hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2023
Politique.Fanjakazakana ara-politika Ho afa-baraka ny TGV raha tsy mahazo 80%

Mihamafana ny politika, ary miha mivoatra manaraka izany ny kajikajy hoentin’ny mpitondra am-perinasa maka tombondahiny mba hitazonana io fahefana eo am-pelatanany io.

Hamaky ny tohiny
FTT