Antoko Ny Fireneko

Tsy nandrotsaka ary tsy hanohana kandida


  • Alakamisy 07 Septambra 2023

Ny antoko politika Ny Fireneko dia namoaka fanambarana omaly fa tsy nandrotsaka olona ho fidiana amin'ity

fifidianana ho floham-pirenena ho avy ity ary tsy hanohana kandida filoham-pirenena ihany koa. Ny antoko politika Ny Fireneko dia resy lahatra fa mbola betsaka ny fanabeazana ara-politika ny mpiray tanindrazana koa mbola hanohy izany asa izany, hoy ny fanambaran’io antoko io. Mirary ny kandida rehetra hikapa hahita ny tonony ary handidy hahita ny vaniny. Mirary soa ny firenena iombonana ho lavitry ny korontana sy ny fandrafiana, hoy hatrany ity antoko politika ity.
J. Mirija

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT