- Alakamisy 14 Septambra 2023
Kandida miisa folo. “Tompon’andraikitra amin’izay hiseho eo ny HCC raha miziriziry”
Tsy mandà ny fifidianana izahay, fa mandà ny mpikarakara fifidianana dia ny HCC sy ny governemanta, hoy ireo kandida miisa 10 ahitana an’I Marc Ravalomanana,
Hamaky ny tohiny
