- Zoma 15 Septambra 2023
Marc Ravalomanana. “Azo atao ny manangana fitsarana manokana hitsara ny fifidianana”
Nihaona tamin’ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny PNUD ireo kandida Filoham-pirenena
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny PNUD ireo kandida Filoham-pirenena
Hamaky ny tohinyMiantso ny Governemanta Frantsay izahay mba handray fepetra amin'ny olony fa manankorontana ny Firenenay.
Hamaky ny tohinyMafampana ny toe-draharaha, ka namory ny Organe Mixte de Conception - National (OMC-NAT) ny Praiminisitra sady Filoham-panjakana Ntsay Christian omaly teny Mahazoarivo.
Hamaky ny tohinyNanitrikitrika ny Filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC Atoa Florent Rakotoarisoa omaly, fa tao anatin’ny fanajana lalàmpanorenana avokoa ny fanapahan-kevitra noraisin’izy ireo.
Hamaky ny tohinyTafahoana tamin'ny kandida maromaro, kanefa ohatran'ny tsy resy lahatra. Ady sy tsy fifankahazoana foana no ohatran'ny zavatra nisy teto, ka tsy mety intsony.
Hamaky ny tohiny10 taona lasa izay, hoy ny mpanakanto Tirike, no nifankahalalanay sy Tahina Razafinjoelina. Tanora mavitrika amin’ny zavatra atao sy tia miasa izy, hoy ity mpanakanto ity.
Hamaky ny tohiny