• Alarobia 13 Septambra 2023
Vondrona G5. “Mety nisy tsindry, tsy azo ekena ny fomba nanendrena ny governemanta…”

Nanao fanambarana tetsy 67ha omaly ny vondrona politika G5 fa rehefa nandinika lalina ny raharaham-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
Kandida miisa 10 amin’ny 13. Tsy mahatoky ny HCC izahay, misy tetika maloto!

Na efa nivoaka aza ny filaharan’ny kandida ho Filoham-pirenena araka ny antsapaka izay natao ny 11 septambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
Toe-draharaha politika sy fifidianana. Nihaona ny kandidan’ny FTT sy ny Ambasaoro Britanika

Taorian’ny fihaonany tamin’ny Masoivohon’I Afrika Atsimo, ny Ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeanina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
Fitantanan-draharaham-panjakana. Miala any ny teti-dratsy hampandaniana an-dRajoelina !

Mitombo ny ahiahy amin’ny fitanilan’ny raharaham-panjakana amin’ny kandidam-panjakana amin’izao fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
Tahina Razafinjoelina. Mpitarika mavitrika efa hatry ny ela

Tahina Razafinjoelina mpitarika ny Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana ( FTT) no laharana voalohany (1)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
Antoko politika Teza. “Takiana amin’ny frantsay ny fampodiana an-dRajoelina!”

Ny zava-misy hitantsika amin’izao fotoana izao, hoy ny antoko politika Teza, dia tafiditra anaty fifampiraharaham-pifidianana na

Hamaky ny tohiny
FTT