Antoko politika Matsilo

“Mila tonga saina amin’ny filàna fanovana lalàna ny rehetra!”


  • Alakamisy 12 Oktobra 2023

Tsy misy azo antenaina mikasika an’ity Madagasikara ity, raha tsy ovaina ny fehezan-dalàna

na “texte de loi” rehetra eto amin’ity firenena ity, hoy ny antoko politika Matsilo. Efa nanolotra ilay vina hoe “Madagascar le changement”, izay nosoniavin’ny maro an’isa tao amin’ny kaongresin’ny tetezamita izahay ny taona 2010, hoy ny filohan’izy ireo, Joseph Yoland. Nantsoina namolavola azy iny ny manam-pahaizana malagasy maro. Mila manova ireo andinin-dalàna ahafahana miady amin’ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao ataon’ny frantsay isika. Ny rehetra mihitsy na loholona na depiote no mila tonga saina amin’ny filàna izany fanovana lalàna izany, hoy hatrany ny antoko politika Matsilo!
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT