Lalaina Ratsirahonana

“Fifampiresahana ihany no ahavaha izao olana izao”


  • Talata 17 Oktobra 2023

Nisy vaovao tsy marina nivoaka tao amin'ny haino aman-jery iray fa niala amin'ny collectif des candidats na ny

firaisankinan’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 11 izahay, hoy ny kandida ho filoham-pirenena avy amin’ny antoko politika Fihavanantsika, Lalaina Ratsirahonana. Manamafy izahay, hoy izy, fa mitady fifidianana marina sy mangarahara ary eken’ny rehetra ka tsy hiray tsikombakomba amin'ny tsy fahamarinana. Hoy ny tenin'Andriamanitra ao amin'ny Romana 613 manao hoe Ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian'ny tsy fahamarinana fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra toy ny efa maty nefa velona ary ny momba ny tenanareo ho fiadian'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra. Manamafy ihany koa izahay fa ny fifampiresahana ihany no ahavaha izao olana izao. Tia antsika Andriamanitra, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT