• Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Danny Rasolofomanana. “Izahay dia manohitra ny zavatra itanay fa tsy mety”

Izahay dia manohitra ny zavatra itanay fa tsy mety, hoy ny mpandraharaha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Serge Zafimahova. “Tokony mba hangiana ny HCC!”

Ny tany tan-dalàna no miantoka ny fampandrosoana ny firenena iray, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Dama Mahaleo. “Raha tsy izao isika no mijoro dia izay ny amintsika”

Dama Mahaleo “Raha tsy izao isika no mijoro dia izay ny amintsika” Nampahatsiahy i Zafimahaleo Rasolofondraosolo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Mihava Tour tany Vangaindrano. "Vao mainka fampahantrana vahoaka no nataon'io fitondrana io"

Nahitsy toraka i Jean Jacques Rabenirina ary nanakiana mafy an-dRajoelina nandritra ny Mihava Tour tany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Lahatra Andriamahatsangy. “Miandry izay ho avoakan’ny zoma ny etamazaoro politika!”

Hisy ny tatitra ho an’ny vahoaka ho ataon’ireo kandida miisa 11 etsy amin’ny lapan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2023
Miantso fampitsaharana ny fifampihantsiana ny FFKM. “Tsy misy resaka fifanarahana politika, mitaky fahamarinana”

Namoaka antso sy fanentanana eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao ny FFKM

Hamaky ny tohiny
FTT