• Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Fahalalahana haneho. hevitra sy fidinana an-dalambe Rehefa ny olon-dRajoelina dia voromanga, ny hafa vorondolo…

Fitakiana io ary zon’ny rehetra ny midina an-dalambe, tena zo izany ary ny fianakaviambe iraisam-pirenena izay tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Fanitsakitsahana ny fiandrianam-pirenena. Miantso ny miaramila hijoro ny Antoko Kintana

Mizara roa ny fanaovana politika, ka misy ny mitaky ny hanajana ny fiandrianam-pirenena sy ny fanjakana tan-dalàna

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Hetsika fotsy. “Ho mafy ity tolona ity!”

Ho mafy ity tolona ity, hoy ny mpitarika ny Hetsika fotsy, Hary Razafindrazaka! Be loatra, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Vondron’ny kandida. Efa niala nenina izahay, eny amin’ny 13 may mifankahita anio

Namoaka fanambarana manamafy ny hisian’ny fitarihana vahoaka eny amin’ny Kianjan’ny 13 may anio

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Fahatahorana hetsi-bahoaka. Kotrehina mafy ny handotoana izany anio

Anio ny fotoana voatondro hisian’ny fidinana an-dalambe eny amin’ny Kianjan’ny 13 may

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023
Hetsi-bahoaka teto amin’ny firenena. Rava izay Fanjakana nampiasa hery…

Araka ny efa nampozina sy efa mahazatra, namoaka fanambarana ny OMC (Organe Mixte de Conception)

Hamaky ny tohiny
FTT