Lanto Eric Randrianarimalala

Menatra hanao volomboasary ny olona


  • Alarobia 18 Oktobra 2023

mahalala ny fahoarian’ny vahoaka”

Ity resaka ity tsy misy hoe fanambaniana izany fa “évidence” na toe-draharaha lojika, hoy ny mpandraharaha Kristianina, Lanto Eric Randrianarimalala, nilaza ny fahitany ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny. Ny olona mahalala ny fahorian’ny vahoaka, hoy izy, dia menatra na hanao akanjo miloko volomboasary aza. Misy koa ny olona tena na mbola omena volabe aza tsy ho eny. Tsy “investissement” na fihariana io rafitra na “système” io fa kolikoly mivantana na “corruption directe”. Noho izany dia olona “corrompue” na manao kolikoly no omena vola izany dia manao izay tianao ampanaovina azy. Etsy ankilany, ny kandida miisa 11 tsy mampiasa vola satria an-tsitrapo ny tolona. Mivarina an-kady loatra ilay firenena dia ilay olona any an-kady no maika koa mangady lavaka lalindalina idinany, hoy hatrany ity mpandraharaha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT