• Alakamisy 19 Oktobra 2023
VONDRON’NY KANDIDA. « Izao ataontsika izao no tena fanavotam-pirenena »

Tsy mbola nahita vahoaka toa izany ny teny Atsimondrano, Tanjombato, Ankadimbahoaka tonga hatreny Soanierana, Andrefan’Ambohijanahary ary Mahamasina. Niainga teo amin’ny Magasin M – Tanjombato,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Gérard Ramamimampionona. “Miharihary izao ny tsy fisian’ny CFM intsony!”

Nisy ny filankevitry ny fampihavanana malagasy na CFM, hoy ny filoha lefitr’ity rafitra ity teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Filohan’ny Antenimierampirenena. Kotrehana haongana noho ny fanatsikafonany ny marina…

Tahaka ny natao an’Atoa Herimanana Razafimahefa, nosokajiana ho marary saina ihany koa ny Filohan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Fikotrehana ady an-trano. Miha zava-doza, mila mitandrina ny rehetra

Mihazakazaka ny filalaovana serasera sy famafazana vaovao ahiana ho tsy mitombina mety hanakorontana sy hiteraka ady an-trano

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Andry Rajoelina. Tsy hanaiky ho diso, manandran-tena ho mpandresy hatrany

Niaro tena hatrany ka tsy te hahalala ny lesoka misy I Andry Rajoelina tao amin’ny France 24 sy RFI omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Imbeh Serge Jovial. “Ny hafa foana no lazain’ny adala fa adala!”

Mahatalanjona ny fomba fanaovana politika, hoy ny mpanao politika, Imbeh Serge Jovial!

Hamaky ny tohiny
FTT