• Talata 14 Novambra 2023
Angidimby sy entana nosavaina. Ahian’ny fanjakana ho nampiditra fitaovam-piadiana i Siteny R

Ny datin'ny 8 novambra 2023 no fahazoan-dalana sidina azon'ny kandida Siteny Randrianasoloniaiko

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2023
Tsy miova ny datin’ny 16 novambra. Manitrikitrika ny HCC fa tsy maintsy hatao ny fifidianana

Fanontaniana mipetraka ankehitriny ny hoe : tena hisy ve ny fifidianana kasaina hatao ny 16 novambra izao eo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2023
Jean Louis Rakotoamboa. “Aza adino fa mpanohana Andry Rajoelina io prefe io”

Aza adino fa mpanohana an’ingahy Andry Rajoelina io prefe io, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2023
Vondron’ny kandida. Tsy voavidy vola, mijoro hatramin’ny farany

Teny Itaosy omaly no nifamotoanan’ny Firaisankinan’ny kandida sy ny vahoaka, nentina nanamafisana ny tolona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2023
Antoko politika Teza. “Aleo aloha amboarina ny fitsipi-dalao mba tsy hifamonoana”

Efa ela ny antoko politika Teza no niteny fa ny mahatonga ny krizy miverimberina eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Novambra 2023
Hetsika Fotsy teny Anosy. Naneho am-pilaminana fa tsy ekena fifidianana maloto

Tamin’ny alalan’ny rojom-pifandraisana nanehoana firaisankiana no nanehoan’ny Hetsika Fotsy

Hamaky ny tohiny
FTT