- Talata 01 Febroary 2011
Politique.Pr Ange Andrianarisoa «Tokony nampiharina ny firanarahan’i Maputo»
Tsy tokony ho nitarazoka tahaka izao mihitsy ny famahana ny krizy, ary tsy nitatra be ny adihevitra momba ny famotsoran-keoka raha toa ka notanterahina ny fifanarahana vita sonian’ireo filohan’ny ankolafy 4 tany Maputo sy Addis Abeba, hoy ny profesora Ange Andrianarisoa mpitarika ny delegasion’ny ankolafy Ratsiraka.
Hamaky ny tohiny
