- Alatsinainy 28 Febroary 2011
Politique.Manda ho an’ny Firaisampirenena : “Tsy handany andro any amin’ny fivorian’ny mpanao politika”
Naneho ny heviny momba ny raharaham-mpirenana ny antoko Manda ho an’ny Firaisampirenena. Nambaran’i Lalatiana Ravololomanana, filohany fa tsy laharam-pahamehana ny famoriana ny mpanao politika. Hentitra koa ny teniny manoloana ny fihetsik’i Simao izay toa mitady hanao amboletra ny raharaham-pirenena. Fanadihadiana.
Hamaky ny tohiny
