• Zoma 18 Martsa 2011
Politique.Fitondrana frantsay Tsy mankato ny fitazonana an’i Mamy Rakotoarivelo

Nizara ny fomba fijeriny tamin’ny mpanao gazety omaly ny mpitondra tenin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny frantsay sy ny raharaha eoropeanina mahakasika ny fitazonana an’i Mamy Rakotoarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Manameloka ny fanaovana antsojay

Misy tsy mety ny fanatanterahana ny fanadihadiana amin’ny fitazonana an’i Mamy Rakotoarivelo, hoy ny ankolafy Ravalomanana namory mpanao gazety tetsy Bel’Air omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2011
Politique.Lalao Randriamampionona Manahy ny hisiana savorovoro sy korontana indray

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra taorian’ny fanendrena ny jeneraly Camille Vital ho praiministry ny marimaritra iraisana. Taorian’ny mpanao politika dia nilaza ny heviny ihany koa ny fiarahamonim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2011
Politique.Tabera Randriamanantsoa “Governemanta tsy ho lasa lavitra io”

Efa nampoizina ihany ary hita mihitsy fa sinema ny fanendrena an’i Camille Vital ho praiministra, araka ny nambaran’i Tabera Randriamanantsoa avy amin’ny ankolafy Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
FTT