Politique

Pasitera Edouard Na tanterahina ny Maputo na miala Rajoelina


  • Zoma 18 Martsa 2011


“Hisy fanambarana miezinezina hataon’ny ankolafy 3 amin’ny sabotsy”, hoy ny Pasitera Edouard tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Nambarany fa roa ny vahaolana ho an’i Madagasikara na tanterahina izay nifanarahana tany Maputo na miala i Andry Rajoelina. “Ataovy ampy izay fanagadrana izay !”, hoy izy ary tsy namana ny olona vao misedra tranga sarotsarotra dia mivadika. Nanao basy atifi-kavana i pastera fa vao tonga i Dada sy Ratsiraka dia hisy ny olona hihambo fa izy no niady ny fiverenany kanefa tsy nanao n’inona n’inona. Nampahatsiahy kosa i Ignace fa tonga tamin’ny faratampony ny fanonganam-panjakana, roa taona lasa izay. Fiovana no nodradradradraina nefa nihemotra isika, ny fahantrana mitombo isan’andro, ny fanagadrana no betsaka ary tsy nifidy olona izany. Ny maty maty, ny naratra naratra nefa dia tsy nisy ny fanadihadiana ary ny mahagaga dia ny ankolafy Ravalomanana hatrany no hampanginina hatrany.

Manohy
SARY : Pasitera Edouard tetsy amin’ny Magro omaly

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT