• Talata 21 Mey 2024
Distrikan’i Manjakandriana. Efa miasa ary tena hiasa ho an’ny vahoaka i Zoky Misa N°2

Miroso ny dia ho an’ny kandida Zoky Misa laharana faharoa ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
Kandida depiote ivelan’ny fitondrana. «Mahalala ny fiviliana sy fihoaram-

pefy ataon’ireto namany efa eo am-perin’asa»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
Morondava. Nodimandry tampoka ny kandidan’ny Firaisankina Mamy Claver

Nodimandry omaly alatsinain’ny paska 20 mey 2024 ny kandida solombavambahoaka laharana faha-3

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Mey 2024
Tsy misy distrika ho adino…. Mba lalina koa iny nofy alina iny a !

Valabalaky ny fetin’ny pantekoty koa moa ka nahita tory tsara hany ka nafana ery izato nofy ririnina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2024
Vola volamena 50 Ariary. «Misy ifandraisany amin’ny fifandraisantsika amin’ny arabo»

Tsy nisy fitsabatsabahana nataon’ny vondrona eoropeanina loatra tamin’ny zava-nisy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2024
ANKAZOBE. Fampiesonana fotsiny ilay hoe kianja manara-penitra

Anisan’ireo nampanantenain’ny filoham-pirenena fa hananganana kianja manara-penitra ny ao Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
FTT