• Zoma 17 Mey 2024
Ambatofinandrahana. Hifampitady fanintelony i Richard R. sy Christine R.

Nivadika tanteraka ny rasa ao amin’ny distrikan’Ambatofinandrahana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2024
Lahatra Andriamahatsangy. «Efa manao izay tiany atao ny mpitondra fanjakana»

Efa manao izay tiany atao ny mpitondra fanjakana, hoy ny mpamakafaka, mpanao politika,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Mey 2024
Jirama. Niaiky ny Filoha fa tsy tafavoaka! Poakaty ilay 400MW…

Niaiky hatrany ny Filoha Andry Rajoelina fa tena marary isika amin’ny lafiny angovo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2024
Ben’ny tanànan’Antsiranana. Hiakatra PAC rahampitso

Hiakatra eo anivon’ny PAC na «Pole anti-corruption», izany hoe ny fitsarana miady amin’ny kolikoly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2024
Fifidianana. Niampy 587 320 ny mpifidy, nitombo 749 ny birao fandatsaham-bato

𝖭𝗈𝖿𝖺𝗋𝖺𝗇𝖺𝗇𝖺 androany 𝟣𝟧 𝗆𝖾𝗒 𝗋𝖾𝗃𝗂𝗌𝗂-𝗉𝗂𝖿𝗂𝖽𝗂𝖺𝗇𝖺𝗇𝖺 𝗇𝖺𝗌𝗂𝗈𝗇𝖺𝗅𝗒 𝖺𝗁𝗂𝗍𝖺𝗇𝖺 𝗂𝗋𝖾𝗈 𝗅𝗂𝗌𝗂𝗍𝗋𝗒 𝗇𝗒 𝗆𝗉𝗂𝖿𝗂𝖽𝗒 𝗂𝗌𝖺𝗄𝗒 𝗇𝗒 𝖽𝗂𝗌𝗍𝗋𝗂𝗄𝖺.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Mey 2024
Dany Rakotoson. «Mila vola isika»

Izany tambin-karama izany dia misy any amin’ny orinasa tsy miankina sy orinasam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
FTT