Tsy misy distrika ho adino…

Mba lalina koa iny nofy alina iny a !


  • Talata 21 Mey 2024

Valabalaky ny fetin’ny pantekoty koa moa ka nahita tory tsara hany ka nafana ery izato nofy ririnina.

Tsy hisy distrika ho adino intsony, fa samy hisitraka fampandrosoana avokoa ny faritra rehetra. Vita hono ny làlana makany Ikongo, ny makany Anosibe an’Ala, Marolambo, fa indrindra ilay «autoroute » makany Toamasina,… Tsy kisehoseho ivelany sy vato fototra fa asa tena azo tsapain-tànana. Loza iray loza roa, fa hay mbola nofy ririnina koa. Inona ny fitarainana tsy nataon’ny tany Ikongo : làlana, hanoanana, fahantrana,… Hatramin’ny vary anie ka nozaraina madco e, ny menaka nozaraina tamin’ny sotro,… Tena tsy hitan’ingahirainy izany hatramin’izay fa tonga dia fifidianan dia fidio aho hoy izy fa kadô amin’ny tsingerin-taona nahaterahany ! Dia ny tena no menatra ! Sao dia izaho aza no manofy ririnina fa iny razoky iny ?
Tia Tanindrazana

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT