- Alakamisy 01 Desambra 2011
Politique.Parlemantan’ny tetezamita Hanana ny olony Rajoelina, nasosoka koa ny «Notables»
Ho 601 ny isan’ireo mpikambana amin’ny Parlemantan’ny tetezamita, ka ny 417 ho ao amin’ny Kongresy (CT) ary ny 184 ambiny kosa ho an’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST).
Hamaky ny tohiny
