• Alatsinainy 05 Desambra 2011
Politique.Parlemanta Lasa «braderie» !

529 ny mpikambana, 164 ny CST ary 365 ny CT. Tsy mbola nisy isan’ny mpikambana marobe toa io teto amin’ny tantaran’ny firenena malagasy sy ny tantaran’ny Parlemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2011
Politique.Printsy Elakovelo “Tsy maintsy hatao ny fivoriana an-tampony !”

Mitazona ny foto-keviny amin’ny hanatanterahana ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-panjakana efatra miaraka amin’ireo mpitarika politika eto ny ankolafy Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2011
Politique.Tabera Randriamanantsoa Hiditra amin’ny «Plan B»

Hiditra amin’ny dingana vaovao ny hetsika ataon’i Tabera Randriamanantsoa, ity farany izay mpikambana ao amin’ny ankolafy Zafy voatendry ho minisitry ny asam-panjakana ny asa ary ny lalàna sosialy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2011
Politique.Vahoakan’ny Magro Mailo sy saro-piaro amin’ny tolona ataony

Niakatra ny maripana teny amin’ny Kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy 03 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2011
Politique.«Ben’ny tanàna Miray» Nanao taratasy misokatra

Nanao fivoriambe tao amin’ny Kaominina Bemasoandro Itaosy ny Fikambanan’ny Ben’ny tanànan’Analamanga, ny talata 22 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2011
Politique.Atoa Andriantsoa «Tsy voahaja ny tondrozotra»

Naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena misahotaka ankehitriny ny Talen’ny sekoly teknika CFPRR ao Ambositra, Atoa Andriantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT