Politique

«Ben’ny tanŕna Miray» Nanao taratasy misokatra


  • Alakamisy 01 Desambra 2011

Nanao fivoriambe tao amin’ny Kaominina Bemasoandro Itaosy ny Fikambanan’ny Ben’ny tanŕnan’Analamanga, ny talata 22 novambra teo.

 Tapaka tamin’izany fa dia mangataka amin’ny mpitondra eo amin’ny firenena izy ireo mba tsy hamarana ny fe-potoam-piasan’ny Ben’ny tanàna raha tsy dimy ambin’ny folo (15) andro mialoha ny daty voatondro hanaovana ny fifidianana, satria izay no voalazan’ny lalàna manan-kery. Manamarika koa ry zareo «Ben’ny tanàna Miray» fa ny filohan’ny delegasiona manokana na PDS dia natao hanolo ny Ben’ny tanàna izay tsy afaka manao ny asany noho ny antony samihafa, ary tokony hihoatra ny enimpolo (60) andro izany.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT