Politique

Printsy Elakovelo “Tsy maintsy hatao ny fivoriana an-tampony !”


  • Alatsinainy 05 Desambra 2011

Mitazona ny foto-keviny amin’ny hanatanterahana ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-panjakana efatra miaraka amin’ireo mpitarika politika eto ny ankolafy Ratsiraka.

 Hentitra aza ny tenin’ny Printsy Elakovelo fa tsy maintsy hatao io, handravonana izao disadisa eto amin’ny firenena izao. Io fihaonana an-tampony io dia fihavanana, firaisankina ary hampahalalana an’izao tontolo izao sy ny vahoaka fa ho azo ny fankatoavana ary tapitra ny krizy satria mifampiresaka ny hery rehetra misy eto. Tsy maintsy tanteraka io, fa tsy matoky ny FAT ny mpamatsy vola any ivelany, hoy ny Printsy Elakovelo.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT