- Zoma 10 Febroary 2012
Politique.Ady tany ao Ambohijanahary Zandary no miaro mpanao hosoka
Veleran-tany mirefy 4ha22a no miteraka disadisa any amin’ny Kaominina Ambohijanahary Distrikan’Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyVeleran-tany mirefy 4ha22a no miteraka disadisa any amin’ny Kaominina Ambohijanahary Distrikan’Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyEfa nivoaka ny alarobia lasa teo ny didim-pitondrana manome alalana feno ny fananganana ny vaomiera mahaleotena momba ny fifidianana na CENI taorian’ny naneken’ny Parlemanta roa tonta ny volavolan-dalàna mikasika azy.
Hamaky ny tohinyMiteraka adihevitra sy fahadisoan-kevitra be amin’izao fotoana izao ny resaka hoe famafan-keloka na amnistia omena na tsia an-dRavalomanana.
Hamaky ny tohiny«Vita tamin’iny 7 febroary 2012 iny ny fanehoan-kery. Ny an’i Andry Rajoelina nizarana vola sy akanjo mbola nisy nahavita nitsoaka an-daharana, ny an’ny ankolafy Ravalomanana kosa sady nivarotana t-shirt sy nandoa saran-dalana, tsy mbola omby ny olona nitsena ny filoha Ravalomanana», hoy ny CT Randriampilamanana Rostand.
Hamaky ny tohinyFamotsoran-keloka no ambetin-dresaky ny mpanao politika ankehitriny. Ho ahy, Sazalahy Tsianihy mpandrindra ny Tokobe telo, dia tokana ny lalana tokony hirosoana amin’izany, indrindra fa ho an’ny parlemanta roa tonta : ny famotsoran-keloka faobe.
Hamaky ny tohinyNovidian’ny CT Razanakoto Marcellin lafo ny nanaovany fanambarana mitaky ny hialan-dRajoelina amin’ny fitantanana ny firenena ao anatin’ny 24 ora, tapa-bolana lasa izay.
Hamaky ny tohiny