• Alatsinainy 01 Jolay 2024
Antenimierampirenena. Hilamina ve ilay toerana Filoha lefitra fahafito ?

Ny talata faharoa aorian’ny fanambarana ofisialy ny voka-pifidianana no mivory voalohany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2024
Fifidianana depiote. Natao izay hahamarin-toerana ny IRMAR…

Nahazo depiote miisa 84 ny IRMAR raha 80 teo ny kajikajy tao anatin’ny vokatra vonjimaika,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2024
Faharesen’i Lalatiana R.. Felaka tehamaina sy tsipaka am-bavafo ara-politika…

Horakoraka ny tao amin'ny HCC taorian'ny fanononana ny didim-pitsarana nanambara fa i Ramilison Nomenjanahary no voafidy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2024
Vavolombelon’ny tantaran’i Madagasikara. Nodimandry ny Pr Françoise Raison-Jourde

Ny alin’ny 25 jona 2024 teo no nodimandry ny mpahaitantara frantsay, ny Pr Françoise Raison-Jourde,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2024
ASSANATI FAMO GIDRAKA. « Mandraisa andraikitra ianareo depiote »

Nivoaka omaly Alakamisy 27 Jona tamim-pomba ofisialy ny voka-pifidianana solombavambahoaka manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jona 2024
Mily depioten’i Faratsiho. « Tsy mpifahavalo izahay fa mpifaninana, ny fahantrana no fahavalo »

Omaly vao afaka nisioka ny kandida Ramilison Nomenjanahary izay naneho naneho fisaorana ny vahoakan’i Faratsiho na ny nifidy na ny tsy nifidy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT