• Alakamisy 06 Jona 2024
Fifanandrinan’i Lalatiana sy Mily. «Tsy valim-babena feno fihatsaram-belatsihy no ilain’i Faratsiho »

Taorian’ny fandaharana manokana nataon’ny kandidam-panjakana tao Faratsiho Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2024
Fetra Ralambozafimbololona. Miantso «Face à face» amin’i Naivo Raholdina

Efa amam-bolana maro izy no nanangona kara-panondro sy kara-pifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2024
Nivoaka tamin’ny fahanginany i Christine R.. «Tena nandika lalàna sy nizara vola ny kandidam-panjakana »

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha Rtoa Christine Razanamahasoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2024
Voka-pifidianana isaky ny Birao fandatsaham-bato. Avoahy amin’ny tranonkalan’ny CENI, hoy ny KMF-CNOE

Miantso ny CENI mba hamoaka ny vaovaon’ny valim-pifidianana isaky ny birao fandatsaham-bato,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2024
Voka-pifidianana maro kasaina hatsimbadika. Tsy manaiky ho resy na efa aloam-bahoaka aza…

Toy ny tsy fanekena ho diso teo amin’ny tantara niainga tany amin’ny fanonganam-panjakana 2009 nitohy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2024
Distrikan’Antanifotsy. Notsoahina ny « motos » 9 amin’ny 11 tany amin’ny ben’ny tanàna

Nalaina tamin’ireo ben’ny tanàna miisa 9 amin’ny 14 ao amin’ny distrikan’Antanifotsy ny motos nomena azy ireo,

Hamaky ny tohiny
FTT