• Sabotsy 26 Oktobra 2013
Mpanara-maso vahiny
Nijery manokana ny fizotry ny fifidianana

Tsy nisy ny olana goavana hita tamin’ny ampahan’ireo birao fandatsaham-bato notsidihan’ireo mpanara-maso vahiny toy ny Vondrona Eoropeanina notarihin’ny ambasadaoro Leonidas Tezapsidis izay nitety toerana 15 teto amin’ny tanànan’Antananarivo sy ny manodidina omaly zoma 25 oktobra 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Oktobra 2013
Fatma Samoura – Atallah Béatrice
Tenin’iza no harahina ?

Nitety biraom-pifidianana teto an-drenivohitra Rtoa Fatma Samoura, Solontena maharitry ny Firenena Mikambana eto amintsika. Aminy dia nilamina tamin’ny ankapobeny ny fifidianana ary tena niarahaba ny vahoaka Malagasy izy. Tena navitrika nifidy ny Malagasy ary tsy nisy olana lehibe ny fampiasana ilay bileta tokana, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2013
Besady
Kandidà depiote ao amin’ny Boriborintany voalohany

Rehefa niara-niasa an-taonany maro tamin’ireo mpanao politika samihafa manerana ny Nosy dia tapa-kevitra ny nirotsaka ho kandidà solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany voalohany eto Antananarivo Renivohitra ny mpandraharaha mpanao politika Mamodehoussene Irsade na i Besady ho an’ny fahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2013
Fifidianana filoham-pirenena
Tsy tokony hatao, hoy ny Dr Joseph

Tsy tokony hatao io fifidianana io, hoy ny Dr Joseph Randriamiharisoa, satria tsy mbola feno ny fepetra ahazoana manatanteraka azy ka ahiana hisy tsy fetezan-javatra, vokatr'izany.

Hamaky ny tohiny
FTT