• Alakamisy 31 Oktobra 2013
Tsimbazaza
Nifanasa vangy ireo samy FAT

Niakatrakatra ny feo teo amin’ny solontenan’ireo vondrona parlemantera nifampitaona nivory tao amin’ny Cafétaria Tsimbazaza omaly alarobia 30 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Distrikan’ Ambositra
Feno ny voka-pifidianana, nahazo vato 6 560 ny Dr Robinson, mitarika vonjimaika i Hajo

Nivoaka omaly talata 29 Oktobra ny vokatra vonjimaika tsy ofisialy tamin’ny fifidianana filoham-pirenena natao ny zoma 25 oktobra lasa teo tao amin’ny Distrikan’Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Hafari Malagasy
Mibaribary izao ireo kandidà tsy manana «base»

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fizotry ny fifidianana farany teo iny raha izay toerana nanarahanay maso akaiky azy io no asian-teny amin’ny maha vondron’ny fiarahamonim-pirenena anay, hoy Atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina filohan’ny tambajotra Hafari Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Kandida Vahömbey
«Vitako ny adidiko»

Namoaka fanambarana ho an’ny mpanohana azy ny kandidà Rabearison Roland Dieu Donné na Vahömbey avy ao Vakinankaratra ny alahady 27 oktobra lasa teo, taorian’ny nivoahan’ny ampaham-bokatra avy ao amin’ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2013
Mpanohana an’i Camille Vital any Frantsa
Manahy fanodinkodinana ny safidim-bahoaka

Ny ahiahy tsy ihavanana. Betsaka rahateo ireo tranga tsy mazava manodidina ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany vita ny 25 oktobra 2013 iny.

Hamaky ny tohiny
FTT