• Alatsinainy 01 Septambra 2014
Politique.Kolikoly avo lenta 5 tapitrisa euro hamotehana ny Air Madagascar ?

« Ny teny toy ny atody raha foy manan’elatra », ary na » ny mpamosavy mivoaka amin’ny alina aza misy mahita ».Mandeha ankehitriny ny feo fa tena misy ny drafitra maty paika, efa voaomana mialoha hamotehana ny kaompaniam-pitaterana Air Madagascar

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Politique.Fitaterana ana habakabaka Bodoin’ny Air France ny 80 %-n’ny sidina ataon’i Madagasikara

Nilaza ny mpanamory iray mivondrona ao anatin’ny sendikan’ny mpiasan’ny Air Madagascar fa ny 80 isan-jaton’ny sidina ataon’i Madagasikara mampitohy an’i Frantsa dia bodoin’ny zotram-pitaterana ana habakabaka Air France avokoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Politique.Hery Rajaonarimampianina Ny omby aloha, izay vao ny vahoaka !

Nampanantena indray ny filoha Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fandalovany tao Mahajanga ny faran’ny herinandro teo fa hanangana fotodrafitrasa dimy ao an-toerana ny fitondrana. Nitsidika ilay toerana fikirakirana ny fanomezan-drano ny omby ao Mahajanga II ihany koa izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Politique.Pilcop teny amin’ny Magro Ampodio ny filoha Ravalomanana raha tsy manana alahelo aminy tokoa…

Tena mbola mpianatry Rajoelina ihany ny filoha Hery Rajaonarimampianina, hoy Atoa Marcel avy any Manakara satria mbola miaina anaty fialonana nampahantra ny Malagasy. Tsy manana “raison d’être” hamahana ny krizy eto amin’ny firenena ny fitondrana ankehitriny, ny aretina entin’ny Jirama, raharaha Airmad sy ny FRAM ka tsy afaka mamaha ny krizy intsony, kenda tanteraka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Septambra 2014
Politique.Ny 5 na ny 6 septambra ho avy izao

no mety hivoaka ny vokatra vonjimaika momba ny fifidianana solombavambahoaka naverina tany Ambanja, nosy Sainte Marie, Marovoay ary Belo Tsiribihana ny CENI-T, hoy ny filohany Rtoa Atallah Beatrice.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Aogositra 2014
Politique.Krizy eto amin’ny firenena Tsy voavahan’ny filoha mihitsy

Noventesina foana ny fanjakana tan-dalàna rehefa mikabary ny filoham-pirenena. Amin’izao fotoana dia maro ireo fitokonana miseholany etsy sy eroa. Mahakasika izany indrindra dia nilaza ny heviny ny filoham-pirenena omaly nandritra ny fanokafana ny fikaonan-doham-pirenena ny holafitr’ireo mpisolovava eto Madagasikara eny amin’ny hotely Carlton.

Hamaky ny tohiny
FTT